|
|
|
|

Teny iditra1  tenisy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lalao fanatanjahan-tena ifaninanana mpilalao roa na efatra (roa an-kilany avy), izay mikapoka baolina kely amim-pahakingana sy tanjaka eo ambony harato mivelatra mitsangana ary ao anaty faritra tsy azo amelana ny baolina hivoaka
Ohatra  4  Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470]
Voambolana  5  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07