|
|
|
|

Teny iditra 1  tenomina
Fototeny  2 tenona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tenona, izany hoe, atao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy mitsangana sy mitsivalana: Notenomin' ny Ntaolo ny tsiratsiraky ny vatan' akondro nanaovany lamba atao hoe lamba sarika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be woven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on tisse [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20