| Teny iditra | 1 tentenana |
| Fototeny | 2 tentina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany
9 Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete 10 Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao 11 Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to be smeared with something; to be caulked
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate
[1.8] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tentenana |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|