|
|
|
|

Teny iditra 1  teriterena
Fototeny  2 teritery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Olona tsy tia hoteriterena amin' izay safidiny ny Malagasy, nefa kosa mora azo amin'ny nahiny raha efa hajaina ny safidiny. [2.298#105]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20