|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  teritery
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  6 (duplicatif diminutif de tery) [1.3]
Ohatra  7  sady teritery ihany ity akanjonao fantezy. [1.560]
8  Amin' ny fo teritery no anoloran' izy rehetra izay homeny ka ataony ambetin-teny amin' izy samy izy. [2.470#36]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe teritery
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  teritery
Fototeny  12 tery
Sokajin-teny  13  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  16 Nom malgache des massages. Ils sont opérés à sec ou plus souvent avec l'emploi d'onguents ou d'embrocations. C'est une thérapeutique très populaire. Les jeunes enfants sont massés par leur propre mère, le massage faisant partie des soins habituels. De ce mot dérivent : maneritery, mpiteritery. [1.196]
Voambolana  17  Fahasalamana

Fivaditsoratra  18 etrietry, teritery

Nohavaozina tamin' ny 2026/05/22