Teny iditra tery saina
Singan-teny tery ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona tsy mba afaka manaiky hevitra ivelan' ny an' ny tena fa rehefa tsy mitovy amin' ny an' ny tena na mivoaka kely ivelany dia tsy leferina (mifanohitra aminy: malala-tsaina) [1.1]
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25