Teny iditra | 1 tesa |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tesa anie aho alohanao: Fitenin' ny Ntaolo antitrantitra amin' ny zafikeliny, toy ny fitsofan-drano azy ho ela velona [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 (contraction de maTEsa) Terme de mépris employé pour faire cesser quelque chose, pour réprimer, humilier; fi donc! [1.3] |
Ohatra |
5 tesa alohanareo aho, sombinaiko. [2.470] |
Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny tenim-piontanana rehetra |
Fivaditsoratra | 7 atse, etsa, seta, tesa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |