|
|
|
|

Teny iditra 1  tetevana
Fototeny  2 tete
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidinana (rano na fanafody) mitsitaitaika: Tetevo fanafody indroapolo ity rano eran' ny vera ity [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04