|
|
|
|

Teny iditra1  tetezamita
Singan-teny  2  tetezana, mita
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fotoana andalovana raha misy toe-javatra miova ka tsy vita avy hatrany ny fiovana fa tsy maintsy mandeha miandalandalana. Fotoana na fomba manelanelana fotoana na fomba roa izay toa tetezana mampita avy amin' ny anankiray mankamin' ny faharoa: Taorian' ny namonoan' ny sasany ny Filoham-pirenena Kolonely Ratsimandraoa, dia nisy tetezamita nitondran' antokon' olona nomena anarana hoe "directoire
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] transition
Mpanahaka  6  tetezamitatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12