|
|
|
|

Teny iditra1  tetezana
Fototeny  2  tety
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rafitra (hazo na vato na vy) atao hampitohy ny laniny roa amin' ny hady na renirano iray.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a bridge
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] pont, passerelle
7  [1.13] pont
Ohatra  8  efa tafita ilay tetezana avaratry ny lalamby,. [2.470]
Voambolana  9  Toe-karena: fanorenana
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny tetezana io
Sary 
23  24  25 
26 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/24