|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tezaina
Fototeny  2 teza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny basy atao mahitsy tsara ka hitifirana, ny volobeny tsy aankina amin-javatra; asiana na tapahina eo afovoany tsara [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  tezaina
Fototeny  10 taiza
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Karakaraina sy kolokoloina: Sarotra tezaina koa ity zaza ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 to be cared for, to be brought up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 qu'on nourrit, qu'on élève [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20