|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  teza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antesaka] fiterahana, fitaizana [1.78]

Teny iditra (2/4) 4  teza
Sokajin-teny  5  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fahelana
16 Toetran' ny zavatra naraikitra mafy; zavatra najoro ho fahatsiarovana maharitra ka naorina sy nohamafisina tsy hianjera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 something firm and durable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 chose solide, qui dure [1.8]
19 [Tanala] (sens général : de longue durée). A. Grandidier et Malzac donnent ce mot comme nom d'un arbre. Il désigne en fait les bois en grume qui ont macéré dans l'eau après la coupe. Cela les rend beaucoup plus résistants, plus durables. Dans le Betsileo, c'est le nom des colonnes en bois, souvent de forme phallique, qu'on consacre à la mémoire des ancêtres [1.196]
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe teza
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4) 22  teza
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny anglisy  24 heartwood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 bois dur au milieu d'un arbre [1.8]
26 Terme de foresterie ; duramen ou « coeur » d'un arbre ; partie la plus dure et la plus colorée du bois. [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (4/4) 28  teza
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 axe [1.13]
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe teza

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21