|
|
|
|

Teny iditra 1  tezerana
Fototeny  2 tezitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy
9 Soa fa alim-pody loatra
10 Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamo [1.1]
Tsipelina hafa  11 terezana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 terezana, tezerana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22