|
|
|
|

Teny iditra1  tilikambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a tower
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] tour, tour de garde
Ohatra  6  Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07