|
|
|
|

Teny iditra 1  tinabataba
Fototeny  2 tabataba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voatabataba, tabatabaina, helingelenina amin' ny kotaba, horakoraka: Notinabatabany ny raibeny niasa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre [1.3#638]
Tovy hevitra  9 voatabataba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22