|
|
|
|

Teny iditra1  voatabataba
Fototeny  2  tabataba
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#638] qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre
Ohatra  6  ary noho ny nataony dia voavonjy sy tsy voatabataba foana ny totaliben'ny vahoaka tamin'iny tapany atsinio ambany andrefan' Ankaratra iny. [2.588#]
Tovy hevitra  7  tinabataba

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11