Teny iditra (1/2) | 1 tinady |
Fototeny | 2 tady |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#639] cordé, attaché avec une corde |
Tovy hevitra | 5 voatady |
Teny iditra (2/2) | 6 tinady |
Fototeny | 7 tady |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] passive with infix. |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.13] demande |
Ohatra |
11 na tafahoatra ny tinady mitaha amin' ny tolotry ny fananana sy servisy (sondrobidim-piainana ateraky ny tinady. [4.27#2008/09/12] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 aditin, ditañy, ditian, ditina, nadity, nitady, tadiñy, tadiny, tinady |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |