|
|
|
|

Teny iditra 1  tinafo
Fototeny  2 tafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatafo, tafoina: Efa ela ve no notinafo ity tranonareo ity ?
8 Atao tafo: Herana sa inona no notinafonareo ny tranonareo ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3#642]
Tovy hevitra  10 voatafo

Fivaditsoratra  11 fanito, fañito, 12 fanoty, 13 fantio, 14 fotina, tinafo, 15 tofina, 16 tonafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18