|
|
|
|

Teny iditra1  voatafo (tafo)
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  3  dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3#642]
Ohatra  4  Ny trano tamin' izay, dia mbola tsy voatafo, ka samy namonjy nialoka aloha ny olona. [2.649#1006]
Tovy hevitra  5  tinafo

Fivaditsoratra  6  afovato, vatoafo, voatafo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20