Teny iditra | tinafo (tafo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatafo, tafoina: Efa ela ve no notinafo ity tranonareo ity ? Atao tafo: Herana sa inona no notinafonareo ny tranonareo ? [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatafo | ||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27 |
![]() |