|
|
|
|

Teny iditra 1  tinaiza
Fototeny  2 taiza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tezaina, karakaraina, velomina: Zaza notinaizako ireny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui est en nourrice, qu’on a allaité, nourri, élevé, soigné [1.3#649]
Ohatra  9  Raha zaza tinaiza no re mitomany, Ny reniny anefa tsy mahalala mody; [1.319#]
Tovy hevitra  10 voataiza
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22