|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tinakona
Fototeny  2 takona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voatakona, takonana: Tinakon' ny hazo ny tranonay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on a caché [1.3#654]

Teny iditra (2/2) 9  tinakona
Fototeny  10 takona
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  15 iarahan'ny maro mitondra, entin'ny maro miaraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 porté par plusieurs [1.3#654]
Tovy hevitra  17 voatakona

Fivaditsoratra  18 kaontina, 19 kotanina, 20 takonina, tinakona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22