|
|
|
|

Teny iditra 1  tinaky
Fototeny  2 taky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voataky, takina: Notinakin' ny tompony ny trosa ka very hevitra Rabe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 réclamé [1.3#651]
Tovy hevitra  9 voataky

Fivaditsoratra  10 antiky, 11 nitika, 12 tikina, tinaky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22