|
|
|
|

Teny iditra1  tinampoka
Fototeny  2  tampoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  voatampoka, notampohina: Notinampok' i Rainy Ikoto ka tsy nahateny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  surpris par l’arrivée de quelqu’un
6  à quoi on a ajouté de l’eau [1.3#664]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10  voatampoka

Fivaditsoratra  11  mpiantoka, mpikatona, mpikotana, mpitakona, mpitokana, mpitonàka, tinampoka

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26