|
|
|
|

Teny iditra 1  tinapaka
Fototeny  2 tapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fivoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 coupé, décidé [1.3#682]
Ohatra  9  tinapaka ny hazo sy ny bozaka. [2.445#73]
10  Raha harena ka hanao fidorobok' ambora: raha tokana no tinapaka, rato no efa maniry. [2.245#73]
Tovy hevitra  11 voatapaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22