|
|
|
|

Teny iditra 1  tinentina
Fototeny  2 tentina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatentina, tentenana, nasiana loko: Notinentina loko mena ny varavarany
8 Alana baraka: Notinentiny vava ratsy aho ka tsy manaiky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 tacheté, barbouillé [1.3#697]
Tovy hevitra  10 voatentina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22