|
|
|
|

Teny iditra1  tinery
Fototeny  2  tery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Voatery, noterena, noporetina, novozonana: Notinerin' ny polisy izy vao nilaza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  pressé, forcé, trait [1.3.fr#698]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voatery

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20