|
|
|
|

Teny iditra 1  voatery
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny frantsay  4 pressé [1.3.fr#698, 1.13]
5 forcé, trait [1.3.fr#698]
6 obligé [1.13]
Ohatra  7  Nefa voatery hiasa tsy an-kijanona; [2.576#1]
8  voatery tsy maintsy hisaraka isika. [2.583#8]
9  Teo dia voatery niditra ala kely izy. [2.895#95]
Tovy hevitra  10 tinery
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe voatery
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 aveotry, 14 voaetry, voatery

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17