| Teny iditra | 1 tinevy |
| Fototeny | 2 tevy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 voasa (enti-milaza tany vao), notevezina: Ala vao notinevy ity
8 Lanilanina befahatany: Notineviny tamin' ny hadalana ny volany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 défriché
10 dépensé follement [1.3#701] |
| Tovy hevitra | 11 voatevy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|