|
|
|
|

Teny iditra1  tinoto
Fototeny  2  toto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Voatoto, totoina: Efa notinoton' ny ankizy ve ny vary? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  pilé, piétiné, frappé avec la corne [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  tonoto, voatoto

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26