|
|
|
|

Teny iditra 1  toavina
Fototeny  2 toa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 à qui on se soumet [1.3#704, 1.5#293]
8 qu'on honore [1.3#704]
Ohatra  9  ka tsy maintsy toavina an-tsakany sy an-davany. [2.996#]
10  Izany fifidianana izany ary koa ny fanendrena ny mpikambana hafa dia toavina amin' ny alàlan'ny didim-panjakana raisin' ny Filohan' ny Repoblika. [1.320#]
11  Koa tsy fitondran' Andriana mandeha amin' ny teny midina ho toavina ny an' ny fanjakana tanala, fa fanjakana nisian' ny fifampierana sy fifampifehezana anatanterahana ny hevitra nifanarahana teo amin' ny fivoriana niombonana. [2.508#]
Tovy hevitra  12 toatoavina
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe toavina

Fivaditsoratra  14 anavoty, 15 atavony, 16 itavano, 17 ivotàna, 18 taovany, 19 tivoana, toavina, 20 vatoina, 21 voantay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22