|
|
|
|

Teny iditra 1  todihina
Fototeny  2 todika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana ny loha; herehina: Todiho Rakoto ao an-damosinao ~ Todihina ny lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be looked at by turning [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on regarde en se retournant [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 hodi-tany, todihina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21