Teny iditra | toetra maha-izy azy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra manokana tsy iraisana sy tsy itoviana amin'ny hafa [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Originalité [1.13] | |
Tovy hevitra | toetra maha-hafakely | |
Teny fotony | toetra, maha, izy, azy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |
![]() |