|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tohaina
Fototeny  2 toha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sakanana: Tohay tsy hiditra ireo olona ireo fa mbola tsy vita ny fiomanantsika
9 Toherina: Tsy azo tohaina ny rano mahery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be prevented, to be resisted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on empêche, à qui on résiste [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  tohaina
Fototeny  13 toha
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  19 Tadiavina (haza, remby) [1.1]

Fivaditsoratra  20 anatohy, 21 atohina, 22 atonahy, 23 hotaina, 24 ihantao, 25 ihotana, 26 itohana, 27 tahoina, tohaina, 28 tohiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20