Teny iditra tohifina (tohika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Anaovana di-doha
Toherina amin-kiry: Notohifiny izaitsizy aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tohifina, tohifiko, tohifinao, tohifiny, tohifintsika, tohifinay, tohifinareo, tohifin', tohifin-, tohifim-, tohifi-
Ny lasa : notohifina, notohifiko, notohifinao, notohifiny, notohifintsika, notohifinay, notohifinareo, notohifin', notohifin-, notohifim-, notohifi-
Ny hoavy : hotohifina, hotohifiko, hotohifinao, hotohifiny, hotohifintsika, hotohifinay, hotohifinareo, hotohifin', hotohifin-, hotohifim-, hotohifi-
Filaza mandidy : tohifo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05