|
|
|
|

Teny iditra1  tohika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany: Be tohika Rangahy io ka tsy azo iadian-kevitra [1.1]
Ohatra  9  Hay ve, hoy izy, toa resy tohika sy tsy te-hiteny intsony. [2.470]
Mpanahaka  10  Di-doha, hamafy hatoka, hamafy sofina, bohihy, botraika, fitokozihitra, fihenahena, fikiry, fikiribibiana, fikitroka, fikitrohana
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny tohika io

Fivaditsoratra  14  hitoka, hotika, kihota, tohika

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14