|
|
|
|

Teny iditra 1  tohizana
Fototeny  2 tohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana zavatra tohiny, ka misy teny famenony mandrakariva eo aorianany: Hotohizana rofia ity kofehy ity fa fohy loatra. (Aza afangaro amin' ny tohizina [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 hozatina, tohizana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21