|
|
|
|

Teny iditra1  toho-drano
Singan-teny  2  tohoka, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy
5  [1.13][tohodrano] fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13][tohodrano] barrage

Fivaditsoratra  7  hodonotra, toho-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21