|
|
|
|

Teny iditra 1  tohofana
Fototeny  2 tohoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho feno rano
9 Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain' omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo
10 Atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an' ny olona rehetra io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to have something placed with its end against it, as the mouth receiving a bottle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 contre quoi on met le bout de quelque chose [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04