Teny iditra (1/2) | 1 tokan-taolana |
Singan-teny | 2 tokana, taolana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 taolana iray ihany fa tsy mba roa ny hatotanany; enti-milaza hatanjahana sy hery [1.1] |
Teny iditra (2/2) | 5 tokan-taolana |
Singan-teny | 6 tokana, taolana |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 Nom des fruits à noyaux ; par opposition aux fruits à pépins ; voir taolana [1.196] |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |