Teny iditra | 1 tokoa |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] indeed, truly, certainly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] vraiment, certainement |
Ohatra |
6 "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293] 7 Hahita izany tokoa ialahy. [2.324] 8 Olona marobe tokoa no tazany. [2.470] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Fivaditsoratra | 19 atoko, tokoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |