|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tokona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Fikarakarana ny sakafo handrahoina, fametrahana azy eo ambony toko. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 action de préparer, de disposer tout pour la cuisson des aliments [1.3]

Teny iditra (2/2) 14  tokona
Sokajin-teny  15  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fihenahenana tsy mety mihetsika na miala amin' ny toerana misy ny tena; fihenahenana tsy mety miasa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 entêtement, opiniâtreté, action de rester à la même place [1.3]

Fivaditsoratra  22 antoko, 23 kanoto, 24 kotano, 25 kotona, tokona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20