|
|
|
|

Teny iditra1  atokona (tokona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Atao eo ambony toko mba handrahoina: Matetika ny mahantra no tsy mba manan-katokona akory [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny atokona io

Fivaditsoratra  9  atokano, atokona, tokoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20