Teny iditra | tola | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fianjerana [1.78] | |||||||||||||||
[Tanala] Mianjera, midaraboka [1.78] | ||||||||||||||||
Tofoka, tohina, leony: Tolan-kazandrano aho izany Lefy, folaka sy mihamalemy: Ela nilibana ireny ka efa tola izao Miraika, mirona, mitongilana Enti-milaza ny vilany mianjera avy eo ambony toko [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (pris adjectivement) Se dit des arbres dont le sommet penche ; arbres pleureurs. [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | tola | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Mandry, mivaingana [1.78] | |||||||||||||||
Teny iditra | tola | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Efa antitra, efa tonta [1.13] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Vieilli, suranné [1.13] | |||||||||||||||
Teny iditra | tola | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby mifanohitra fitsiry ka miolaka amin' ny an-daniny avy [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | |||||||||||||||
Mpanahaka | Bikan' ny tandrok'omby | |||||||||||||||
Teny iditra | tola | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety] Omby manana trafo lava sy mirondrona [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | |||||||||||||||
Teny iditra | tola | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] valamparihy [1.78] | |||||||||||||||
Valam-parihy [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Diguette [1.13] | |||||||||||||||
Teny iditra | Tola | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Tola [2.996] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tola [2.996] | |||||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | |||||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Tola | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |