Teny iditra tomady (tady)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Strong, muscular [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fort [1.3, 1.8]
 Musculeux [1.3]
 Costaud, robuste [1.8]
Ohatra 
1Mbola tena tanora sy tomady izy. [2.117]
2Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho. [2.643]
3Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo! [2.472]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31