Teny iditra tomaratara
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Lucide, clair, brillant [1.3]
Ohatra Tsiriry anie aho ka tsiriry
tsiriry eny amoron'ny ony
sady maitso no tomaratara
[2.131]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31