|
|
|
|

Teny iditra 1  tomarataratra
Fototeny  2 tarataratra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 lucide, clair, brillant [1.3#718]
Ohatra  7  Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Tsipelina hafa  8 tomaratara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22