|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  tombina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fipetrahana maka toerana tsara
21 Fahatsarampototra eo amin' izay itoerana [1.1]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tombina

Teny iditra (2/3) 23  tombina
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  25 [Antambahoaka] sahiran-javatra kely [1.78]
Tovy hevitra  26 tomby

Teny iditra (3/3) 27  tombina
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 stabilité [1.13]
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe tombina

Fivaditsoratra  31 antomby, 32 tambino, 33 tambony, tombina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22