Teny iditra | 1 tombo-drano |
Singan-teny | 2 tomboka, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fandemana ny bainga amin' ny fampidiran-drano; enti-milaza koa famerimberenana matetika amin' ny zavatra atao |
Fivaditsoratra | 5 ombatondro, tombo-drano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |