|
|
|
|

Teny iditra1  tombo-tsisina
Singan-teny  2  tomboka, sisina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415#6628] Gravée ou marquée au bord. La pièce de cinq francs dont l'exergue, au lieu d' être en relief, est en caractères rentrants.
Ohatra  5  ny vola tombotsisina dia ny vola rehetra avy amin' ny antokon-tany nantsoina hoe: "Union latine" tamin' izany; [2.436#]
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Fivaditsoratra  7  namotsibotsy, tombo-tsisina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21